|
|
|
|

Teny iditra1 voalavofotsy
Singan-teny  2voalavo, 3fotsy
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Karazam-boalavo misy fofona, matsilo vava ary maneno tahaka ny fody, tsy tian' ny saka hohanina (voalavofody no iantsoan' ny Tanala ny voalavofotsy). [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [voalavo fotsy] 6rat blanc. [1.3#843]
Voambolana  7 Haibiby: mampinono

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12